Archives pour la catégorie Election

Annexe à la Loi organique n°2018-008 relative au régime général des élections et des référendums

Liste des personnes exerçant des hautes fonctions et hauts emplois civils et militaires  de l’Etat, candidates aux élections, assujetties à l’obligation de démission prévue  à l’article 6 alinéa 5 de la Loi organique relative au régime général  des élections et des référendums.   I – Les personnes nommées aux hautes fonctions et hauts emplois civils […]

Communiqué du 30/08/2018

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana ——————————                                    HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE Antananarivo, le 30 août 2018 COMMUNIQUE N°3 Suite à la publication de la liste officielle des candidats le mercredi 22 août 2018, s’appliquent de facto les dispositions […]

ATRIKASA FAMPAHAFANTARANA NY LALAMPIFIDIANANA VAOVAO VARAVARANA MISOKATRA MOMBA NY FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA

TOLIARA : 29-30 aogositra 2018, Hôtel Amazone ATRIKASA FAMPAHAFANTARANA NY LALAMPIFIDIANANA VAOVAO VARAVARANA MISOKATRA MOMBA NY FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA  Any Toliara indray no anatanterahina ny atrikasa fampahafantarana ny lalàmpifidianana vaovao mandritra ny roa andro. Izany hetsika izany dia karakarain’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana sy ny Vaomiera Nasionaly Mahaleo Tena momba ny Fifidianana ary […]

APPROPRIATION DU NOUVEL ENCADREMENT JURIDIQUE DU PROCESSUS ELECTORAL PORTES OUVERTES SUR LA HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE

TOLIARA : 29-30 août 2018, Hôtel Amazone  APPROPRIATION DU NOUVEL ENCADREMENT  JURIDIQUE DU PROCESSUS ELECTORAL PORTES OUVERTES SUR LA HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE  Toliara accueille pendant deux jours l’atelier d’appropriation du nouvel encadrement juridique du processus électoral. Cette activité fait suite aux tournées organisées dans les différentes Provinces par la Haute Cour Constitutionnelle, la Commission Electorale Nationale Indépendante, […]

Fifidianana ho Filoham-pirenena 7 novambra 2018

Repoblikan’iMadagasikara Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana ———————————— FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA ————————————– Fifidianana ho Filoham-pirenena 7 novambra 2018 Ireo kandida nilatsaka ho fidina N° Daty Anarana sy fanampiny Antoko 01 01/08/2018 Andry Nirina RAJOELINA Tanora malaGasy Vonona (TGV) 02 03/08/2018 RAVELONARIVO Jean Antokom-BAhoaka (ABA) 03 08/08/2018 MAILHOL André Christian Dieu Donné Gideona, Fandresena ny […]

ANTSIRANANA ATELIER DE VULGARISATION DE LA NOUVELLE LEGISLATION ELECTORALE PORTES OUVERTES SUR LA HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE 17-18 août 2018

Antsiranana héberge pour deux jours l’Atelier de vulgarisation de la nouvelle législation électorale à l’Hôtel de la Poste. Le Président de la Haute Cour Constitutionnelle en a lancé l’ouverture officielle en présence des membres de la Cour, du Président de la CENI et de ses membres, du représentant du Préfet, de la Représentante résidente du […]

ANTSIRANANA ATRIKASA FAMPAHAFANTARANA NY LALAMPIFIDIANANA VARAVARANA MISOKATRA MOMBA NY FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA 17-18 aogositra 2018

Antsiranana indray no mampiantrano ny atrikasa fampahafantarana ireo lalàna vaovao mahakasika ny fifidianana. Andriamatoa Filohan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana no nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika tao ao amin’ny Hôtel de la Poste. Nanotrona izany fanokafana izany ireo Mpitsara Avo momba ny Lalàmpanorenana, ny Filohan’ny Vaomiera mahaleo tena momba ny fifidianana sy ireo mpikambana […]

MAJUNGA A LA DECOUVERTE du nouveau cadre légal du processus électoral

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana–Tanindrazana–Fandrosoana —————————— HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE ——————————- SUITE A LA TENUE DES CADRES D’ECHANGES ENTRE LA HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE, LA CENI LES PARTIS POLITIQUES, LES PROFESSIONNELS DES MEDIAS ET LES ORGANISATIONS DE LA SOCIETE CIVILE 7-8 août 2018 Après le démarrage de la série d’ateliers visant l’appropriation du nouveau cadre légal du processus électoral […]

MAHAJANGA ATRIKASA FAMPAHAFANTARANA NY LALAMPIFIDIANANA

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana–Tanindrazana–Fandrosoana —————————— HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE ——————————- MAHAJANGA ATRIKASA FAMPAHAFANTARANA NY LALAMPIFIDIANANA VARAVARANA MISOKATRA MOMBA NY HCC 7-8 aogositra 2018 Anjaran’i Mahajanga indray no mandray ny atrikasa fampahafantarana ireo lalàna vaovao mahakasika ny fifidianana ka tanterahina ao amin’ny Hôtel Les Roches Rouges izany. Ny zava-dresahina dia miompana amin’ny zo hifidy, ny lisi-pifidianana, ny Fitsarana […]

FANAMBARANA 1

Repoblikan’iMadagasikara Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana ———————————— FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA ————————————– FANAMBARANA —————————————-             Ampahafantarina ny antoko na vondron’antoko hanolotra kandidà ho amin’ny fifidianana Filoham-pirenena fa ny fanamarinana hatao eto anivon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana dia miompana amin’ny « lisitry ny antoko pôlitika miorina ara-dalàna » nampitain’ny Ministeran’ny Atitany […]