Didim-pitsarana laharana faha 02-HCC/AR tamin’ny 22 janoary 2016 fanambaràna ny vokatra ôfisialin’ny fifidianana ireo mpikambana ao amin’ny Antenimierandoholona natao ny 29 desambra 2015.
Ny FItsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana; Araka ny Lalàmpanorenana; Araka ny hitsivolana laharana faha 2001-003 tamin’ny 18 novambra 2001 anaovana ny lalàna fehizoro mikasika ny fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana; Araka nyVoir Plus…
