Didim-pitsarana laharana faha 13-CES/AR tamin’ny 26 septambra 2014 anambaràna ny vokatra raikitra ny fifidianana Solombavam-bahoaka ampahany tamin’ny 29 aogositra 2014
Ny Fitsarana Manokana misahana ny Fifidianana; Araka ny Lalàmpanorenana; Araka ny hitsivolana laharana faha 2001-003 tamin’ny 18 novambra 2001 mikasika ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana; Araka ny lalàna fehizoro laharana fahaVoir Plus…
