Fanapahana laharana faha 04-HCC/D3 tamin’ny 10 jona 2004 Mikasika ny lalàna laharana faha 2004-001 momba ny faritra. ——————————- Ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana, Araka ny Lalàmpanorenana; Araka ny hitsivolana laharana faha 2001-003 tamin’ny 18 novambra 2001 anaovana ny lalàna fehizoro mikasika ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana; Araka ny lalàna fehizoro laharana faha 2000-016 tamin’ny 29 aogositra 2000 mamaritra ny faritry ny fitantanana ny raharahan-tokantranon’ireo faritany mizakatena; Rahefa nohenoina ireo mpampakateny; Rahefa nifampidinihana araka ny lalàna;
NY AMIN’NY FOMBAFOMBA VOADIDY ARAHINA : 1-Satria araka ny taratasy laharana faha 013-PRM/CAB tamin’ny 3 jona 2004, araka ny andininy faha 121 amin’ny Lalàmpanorenana, dia naroson’ny Filohan’ny Repoblikan’I Madagasikara hodinihin’ny Ftisarana AvoVoir Plus…
