18Fév/09

Didim-pitsarana laharana faha 02-HCC/AR tamin’ny 18 febroary 2009 mikasika ny fahabangan- toerana iray amin’ny Mpikambana ao amin’ny Antenimierampirenena sy hanoloana azy noho izy notendrena ho lehiben’ny Faritra.

Ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana; Araka ny lalampanorenana; Araka ny hitsivolana laharana faha 2001-003 tamin’ny 18 novambra 2001 anaovana ny lalàna fehizoro mikasika ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana; Araka nyVoir Plus…