Didim-pitsarana laharana faha 27-HCC/AR tamin’ny 27 jona 2024 mikasika ny fandavana ny fitoriana mikasika ny fifidianana solombavambahoaka natao ny 29 may 2024 noho ny tsy fahazoana mandray ny raharaha
NY FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA, Araka ireto rijan-teny ireto: Ny Lalàmpanorenana ; Ny hitsivolana laharana faha 2001-003 tamin’ny 18 novambra 2001 anaovana ny lalàna fehizoro mikasika ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ;Voir Plus…
