Krismasy Fizarana kilalao ny zaza 0 hatramin’ny 14 taona arahana hetsika

Novembre 2019 : Journée récréative teto amin’ny HCC

Décembre 2018 : Teto HCC Ambohidahy

Décembre 2017 : sortie teny amin’ny PK 21 Ambatomirahavavy

Décembre 2016 : sortie teny amin’ny Batou beach

Décembre 2015 : Momota teto amin’ny HCC

Mme Présidente ny Fikambanan’i Vehivavy manolotra kilalao
Fianakaviamben’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana
Fanomanana ny fizarana kilalao
Milalao ny ankizy sy ny Ray aman-dReny