19Sep/23

Fampitana

FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA        ————————- FAMPITANA  Ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana, manoloana ny toe-draharaham-pirenena vokatry ny fandikana diso ny  didy izay navoakany dia  mitondra izao fanamarihana manaraka izao :Voir Plus…

09Avr/21

Filazana

FANDIMBIASAN-TOERANA EO ANIVON’NY FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA  Ny alakamisy 8 aprily 2021, tamin’ny 10ora misandratrandro no notanterahina teto amin’ny Lapampanjakana Ambohidahy ny fotoam-pitsarana manetriketrika nandraisana ny fianianana nataon’ireo Mpikambana vaovao eo anivon’izany AndrimpanjakanaVoir Plus…