Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana

—————————————————————-

FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA

FITSARANA MANOKANA MOMBA NY FIFIDIANANA (C E S)

—————————————-

FANAMBARANA  lf 366-CES/G

———————————————-

 

            Ampahafantarina ny besinimaro fa :

 

-Ny antontan-taratasy momba ny fifidianana filohan’ny Repoblika (fihodinana faharoa) sy solombavambahoaka avy any amin’ireo SRMV, dia raisina eto amin’ny foiben-toeran’ny CES efatra amby roapolo ora amin’ny efatra amby roapolo ora (24h/ 24h) ;

 

-Ny fitoriana mikasika ireo fifidianana roa ireo kosa, dia raisina manomboka amin’ny 7 ora maraina ka hatramin’ny 5 ora hariva,  hatramin’ny faha 31 desambra 2013.

 

Antananarivo, faha 26 desambra 2013

Ny Lehiben’ny firaketantsoratra,

Ralison Samuel Andriamorasoa