Repoblikan’i Madagasikara

Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana

FITSARANA AVO

MOMBA NY LALAMPANORENANA

————–

FITSARANA MANOKANA

MOMBA NY FIFIDIANANA

————————————–

FANAMBARANA  lf 342-HCC/G

—————–

Ny Fitsarana Manokana momba ny Fifidianana

Dia mampahafantatra ny besinimaro fa ny famoahana ny vokatra ôfisialin’ny fifidianana Filohan’ny Repoblika, fiodinana voalohany, natao ny 25 oktobra 2013, dia ho tanterahana ao amin’ny foibe toerana ao Ambohidahy, ny zoma 22 novambra 2013, manomboka amin’ny 10 ora misandratrandro.

 

Antananarivo, faha 20 novambra 2013

Ny Lehiben’ny Firaketantsoratra

RALISON Samuel Andriamorasoa