REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA
Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana
——————————
HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE

FANAMBARANA/COMMUNIQUE

Tafatsangana ny asabotsy faha 21 may 2016 ny Fikambanam-behivavy eto amin’ny Fitsarana Avo Momba ny Lalampanorenana tao aorian’ny fiantsoan’ny Birao Vonjimaika. Ny fikambanana dia iombonan’ny Mpanolotsaina Avo, ny vadin’ny Mpanolotsaina Avo, ny vadin’ny tompon’andraikitra, ny mpandraharaha vehivavy sy ny vadin’ny mpandraharaha eto amin’ny andrimpanjakana. Voafidy ho filohan’ny fikambanana Ramatoa vadin’andriamatoa Filohan’ny Fitsarana Avo momba ny lalampanorenana.

Ny tanjon’ny fikambanana dia ny hanamafisana ny fifankatiavana, ny fihavanana, ny firaisankina ary ny fampiroboroboana ny lafiny sosialy.

*
*                  *

L’Association des femmes de la Haute Cour Constitutionnelle a été créée à l’issue de l’assemblée générale constitutive le 21 mai 2016, suite à la convocation du bureau provisoire. L’Association regroupe des Hautes Conseillères, les épouses des Hauts Conseillers, les épouses des cadres supérieurs, les femmes du personnel administratif et les épouses des agents masculins de l’institution. L’épouse du Président de la Haute Cour Constitutionnelle a été élue à la présidence de l’Association.

L’Association a notamment pour objet de renforcer l’amitié, le « fihavanana », la solidarité entre la grande famille de la HCC ainsi que le développement du volet social au sein de l’institution.