Ny Filoha

Ny Mpanolotsaina Avo

ary ny Mpiasa rehetra eto amin’ny ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana

dia mampandre anareo ny fodiamandrin’

dRamatoa RAHARISON RANOROARIFIDY Lala Yvonne Herisoa

Mpanolotsaina Avo

ny Alakamisy 30 Martsa 2017.

 

Le Président,

Les Hauts Conseillers

et tout le Personnel de la Haute Cour Constitutionnelle

ont le regret de vous annoncer le décès de

Madame RAHARISON RANOROARIFIDY Lala Yvonne Herisoa

Haute Conseillère

survenu le 30 Mars 2017