Repoblikan’iMadagasikara

Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana

————————————

FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA

————————————–

FANAMBARANA

—————————————-

Ampahafantarina ny vondron’olona iray na maromaro mikasa hanolotra kandidà amin’ny fifidianana Filoham-pirenena fa azo atao ny mitondra mpanao gazety rehefa hametraka ny antontan-taratasim-pilatsahan-kofidiana ka manaja ny fepetra momba ny fandriampahalemana ampiarina eto amin’ny andrim-panjakana.

Fa noho ny fenitra tsy momba na ny atsy na  ny aroa kosa, ny valan-dresaka amin’ny mpanao gazety dia atao any ivelan’ny faritryny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana.

Natao teto Antananarivo, ny 31 jolay 2018.