Repoblikan’i Madagasikara

Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana

FITSARANA MANOKANA MOMBA NY FIFIDIANANA

(COUR ELECTORALE SPECIALE – CES)

—————————-

NY FITSARANA MANOKANA MOMBA NY FIFIDIANANA (CES) dia mampahafantatra ny besinimaro fa ny fitoriana mahakasika ny fifidianana filohan’ny Repoblika natao ny 25 oktobra 2013 teo, dia raisina ao amin’ny foiben-toerany ao Ambohidahy, manomboka ny 26 oktobra 2013 ka hatramin’ny 4 novambra 2013, isanandro,  amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny   5 ora hariva.

Antananarivo, 26 oktobra 2013

Ny Lehiben’ny Firaketantsoratra

RALISON Samuel Andriamorasoa