Repoblikan’i Madagasikara

Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana

FITSARANA MANOKANA MOMBA NY FIFIDIANANA

(COUR ELECTORALE SPECIALE – CES)

—————————-

NY FITSARANA MANOKANA MOMBA NY FIFIDIANANA (CES) dia manasa ny mpanao gazety hanatrika ny fanolorana amin’ny fomba ofisialy ny tatitra momba ny fanaraha-maso ny fiffidianana nataon’ny mpanaramaso ny Vondrona Afrikanina (Observateur de l’Union Africain), izany dia hatao ny Alatsinainy 4 Novambra 2013 amin’ny folo ora atoandro eto amin’ny foiben-toerany Ambohidahy.

Antananarivo, 2 novambra 2013

Ny Lehiben’ny Firaketantsoratra

RALISON Samuel Andriamorasoa