Logo1

Repoblikan’i Madagasikara
Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana
FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA
—————————-

Ny Mpanolotsaina Avo Zokiolona sy ny mpikambana ao amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana
dia mampahafantatra ny besinimaro fa ireo mpikambana vaovao dia hanao fianianana ny alakamisy 16 oktobra 2014 amin’ny 10 ora misandratrandro, ao amin’ny foiben-toerany.

Le Haut Conseiller-Doyen et les membres de la Haute Cour Constitutionnelle
informent le public que le jeudi 16 octobre 2014 à 10 heures au siège de la Cour, les nouveaux membres de la HCC, prêteront serment en audience solennelle.