F A N A M B A R A N A lf 151-CES/G

Ny Fitsarana Manokana momba ny Fifidianana (C E S) dia mampahafantatra ireo kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 24 jolay 2013, izay didin’ny lalàna ny hametrahany fialàna amin’ny asany, fa izany fametraham-pialàna izany dia raisina ao amin’ny firaketan-tsoratry ny C E S ao Ambohidahy.

Antananarivo, faha 23 may 2013
Ny Filoha sy ny mpikambana ao amin’ny C E S.
==============================================================
C O M M U N I Q U E n°151-CES/G

La Cour Electorale Spéciale (C E S) porte à la connaissance des candidats à l’élection présidentielle du 24 juillet 2013, qui sont tenus de démissionner de leurs fonctions conformément aux dispositions légales en vigueur, que lesdites démissions sont à déposer au greffe de la C E S à Ambohidahy.

Antananarivo, le 23 mai 2013
Le Président et les membres de la C E S