Repoblikan’i Madagasikara

Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana

FITSARANA MANOKANA MOMBA NY FIFIDIANANA

(COUR ELECTORALE SPECIALE – CES)

—————————-

F A N A M B A R A N A  lf 153-CES/G

 

Ny FItsarana Manokana momba ny Fifidianana (C E S) dia mampahafantatra ireo kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 24 jolay 2013, izay didin’ny lalàna ny hametrahany fialàna amin’ny asany, fa izany fametraham-pialàna izany dia raisina ao amin’ny firaketan-tsoratry ny C E S ao Ambohidahy hatramin’ny alatsinainy 27 may 2013 amin’ny efatra ora hariva.

Antananarivo, faha 24 may 2013

Ny Filoha sy ny mpikambana ao amin’ny C E S.

==============================================================

C O M M U N I Q U E    n°153-CES/G

 

La Cour Electorale Spéciale (C E S) porte à la connaissance des candidats à l’élection présidentielle du 24 juillet 2013, qui sont tenus de démissionner de leurs fonctions conformément aux dispositions légales en vigueur, que lesdites démissions sont à déposer au greffe de la C E S à Ambohidahy jusqu’au lundi 27 mai 2013 à seize heures.

 

Antananarivo, le 24 mai 2013

Le Président et les membres de la C E S