Didim-pitsarana laharana faha 01-HCC/AR tamin’ny 7 janoary 2021 anambaràna ny vokatra ôfisialin’ny fifidianana Loholon’i Madagasikara natao ny 11 desambra 2020
NY FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA, Araka ireto rijan-teny ireto: Ny Lalàmpanorenana ; Ny hitsivolana laharana faha 2001-003 tamin’ny 18 novambra 2001, anaovana ny lalàna fehizoro mikasika ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ;Voir Plus…